Mody hoe angano angano izany ity nefa sady lalao ankamantatra ihany raha ny marina. Kilalaon-teny ilay izy. Rehefa manisy tarehimarika aho ao aorian’ny teny iray dia misy kilalaon-teny kely miandry valiny eo izay. Raha mahita valiny dia lazao fa raha tsy mahita dia aza lazao. Kilalao vinany ity fa mila maharaka tsara an’ilay lôzika vinany an! Asiako ohatra kely aloha dia anareo ny ambiny. Tantara mitohy isak’erinandro satria mandreraka koa ilay manao sary hanaingona azy no sao lany hevitra eo aho. Amin’ny herinandro hamafisina ny valin’ny ankamantatra sady mitohy ny tantara.
Tantara manga – fizaràna I
Indray andro hono dia nisy olona iray atao hoe Rakoto. Indro ny sariny.
Vao hita fotsiny ny style-ny sariny dia fantatra tanteraka ny anarany manontolo (1) (valiny=Rakotomanga)
Nanainga ary Rakoto, niaraka amin’ny entakeliny ka lasa nivahiny an-tany lavitra. Rehefa nandeha ela dia ela izy dia noana sy reraka tokoa. Hany heriny, niandrandra ny lanitra sady nitarika ny tongony, nirefarefa famindra. Raha efa saika ho kivy iny anefa Rakotomanga no indro nahatazana ny voankazo tiany indrindra (2) niraviravy. Nampidininy tsimoramora ny fijeriny ka io vatankazo iray lehibe nanoloana azy (3).
Akory ny hafaliany. Velom-panantenana ny lehilahy satria ity voankazo ity hono dia tena miaro tanjaka(4).
Satria moa nisy niraviravy tsy dia avo loatra teo ambony teo ka dia nitsambikina ny anao lahy, nanakatra. Tsy ela akory dia nahazo iray ny anao lahy (5).
Tsy nihambahamba Rakotomanga namaofy kinanjo…rivotra fotsiny no tao anatin’ilay voankazo(6)
Talanjona ranamana no sady tafanontany tena momba ilay voankazo(7).
(Hitohy)



Oadray!
ary to lasa sarotra b le resaka?
Ao fa vakiko miadana d tadiaviko ny valiny e
Sarotra ahoana ary (1)= Rakotomanga satria lé sarin-dRakoto style “manga”. Dia raha Rakotomanga lery dia inona ny voankazo tiany indrindra(2)? Paiso? An?
De manin zao ra atao anle fika tsotra sady tsy mila sary reny. an? ohatra:
Nody i Dera
Nangatsiaka izy.
……
Maninona
De manin zao ra atao anle fika tsotra sady tsy mila sary reny. an? ohatra:
Nody i Dera
Nangatsiaka izy.
……
Maninona zao ra atao anzany? an?
Tsy fanahiniko le niverina indroa teo
Ka raha tsy fanahinian’la le niverin’indroa teo dia fanahinian’iza? An? Andraso ary ataoko an’le “Frizy i dera” eh. Sady iny tsy mila sary loatra no azo atao eto am’répondre eto. F’angaha dia sarotra be le etsy ambony eh?
Omeko ary ny valin’ny (3)le nahita manga izy dia avy eo nisy vatankazo donky :Hazo-manga
Vous n’allez pas l’écrire en français ou en anglais ?
J’aime bien les dessins !Il parait bien determiné à agir ce petit !Son nom signifie quelque chose de particulier ? Il a quel age, il pourrait peut-etre devenir le copain de la petite marika ? Malagasy ça me rappelle quelque chose mais je ne sais plus quoi !
Karaha vao ataonla be mots be le izy de miparitaka ny sainle mpamaky. Fa angaha tsy Mangahazo ny valinle 3? Leatao version moraizy no tsy mampaninona ny mamaly azy;ohatranle we
Otran’ny Vosary i Mada!
….
Siora
Imikrimarika>
Il faudra trouver une astuce pour mettre cette page en français car il s’agit d’une conte et d’un jeu à la fois. C’est une histoire remplie de calembours que lecteur doit découvrir, genre: Léon se drogue…il est complètement peté! (calembour qui s’y cache: Caméléon)
Le bonhomme s’appelle Rakotomanga. Rakoto est un patronyme malgache. Manga car le style du dessin est un manga…Enfin, je vais trouver un moyen de jouer à ça en français également. Enfin, Malagasy c’est le nom des habitants de Madagascar.
Dwa>
Hazomanga aloha. Avy eo nianika izy dia nahazo voankazo iray donc “manga azo”…Dia avy eo lé manga miaro tanjaka donc “manga+hery”…
Décodéo am’zay ny ambiny dia ovaiko lé jeu eh…
g rien pigé mais keske ça me fait rire!!!! hahahahhahaha, tena adala reto lety e! tena marina e! adala tanteraka. avereno alou le jeu à la frizy i dera e! le resaka mada io v… i Mada ao antrano??? sa… Mandarine??? tokony misy tohiny oe hiver ny saison.
Valiako daholo ary le lalao dia zavatra hafa avy eo:
Mazava hatrany am-boalohany fa resaka manga ny raharaha (raharaha manga) satria “Tantara manga” no lohateny…
Efa nazavaina teo hoe Rakotomanga…donky voankazo tiany manga…nahita Hazomanga sy mampatanjaka donky manga+hery=??? mipipy? An?.
(5)=Azon’i lery le manga donky “manga azo”
(6)=Rivotra no tao anatin’le manga donky “mang’etotra” na koa azo ekena raha “manga rivotra”.
(7)=Manontany tena momba an’le manga donky “mang’in’ty?”
Tohizako ary: Tapakevitra lery haka manga iray hafa. Notorahany le manga dia voa donky???(8)
Nisy olona hafa nahita dia nilaza fa tsy an’i lery irery io manga io fa itambarana=???(9)
Mandreraka ity tantara manga ity fa aleo roahina tany=??(10)
le 8 = vomanga
le 9 = mangatsika
le 10 = Allemagne ????? satria Allemangne
Allemanga
ity ndray ary:
mila mividy poivre, misy etsy = …….
Nijery le sary rakoto a d nievitra we Rakoto Thierry Ankoala le tena anaranlery fa tsy Rakotomanga zany!!!
D tsy aiko le valinle an Anjara fa andraso aloa ertreretiko ao. Sa le izy ve isy sofina?
mila mividy poivre; misy etsy=poivrao
Lé manga voaroaka=manga ouste! mangouste!
Classique be ity: Ary zato am-pandriana???
Portable mitovy am’lé an’i Mada???
Le arzatoapandrina ataovy we sosy am pandrina d mety kokoa. D mijery blog a fa tsisy credin amalina messagenla
tsy diso le poivrao fa misy hafa, tsy mampiasa ilay teny hoe poivre intsony. indice = inn ny poivre? an? an? boisson? an? an?
volaaaaaaaa…… tsy haiko f’aleo alou eritreretina kely.
Ty misy wan’ny Anjara, “Le peuple porte Sarah sur son dos”. Tapa-tsinay rery teny andalana a naita an’io. De ty wan reetra, “Bande de lions méchants”!!!
Napme ahy koa io Sarah io…troop be!
Ar’zato am-pandriana = Amparafaravola
arghhhhhhh, Amparafara-vola, arghhhhhh!!!!! ahoana ary no tsy nahitako an’io. ary le poivre ve afa-po de boka daholo e?
hitako ilay Sarah: Sarababem-bahoaka. en fait c’est un collègue qui a trouvé. ahhahahahahahaha!!!!!!!
mila mividy poivre, misy etsy = épicérie (épice ery)
andraso alou le lioana ary fa eritreretiko tsara
Koboko le épicerie eh. Mitovy valiny amin’ny hoe tsikilovy ny olon-tiana. Lé portable mitovy am’an’Mada= portable Madacom…
Lé bande de lions no clé an’lé énigme fa andraso aloha…
Tsotsotra iray ary: Namana i Mala=?
namana i Mala = malacam ???
Madacom??? tiré par les cheveux
le teny hoe liona ve ao anaty valiny??? sa le masiaka???
andraso kely ihany alou an, omeo “1 dice ra mice”
ndraindray le valiny hita fa le devinety ndray no tsy hita. ohatra hoe Makasoaka
bande de lions méchants=Ganglions!
D ty ndray misy ray, “Kondrana i Dominique”. D le izy zay mintsy nge no maplay anle izy e, tsy tenenina we inona ny indice fa ze mots retraretra azo apesaina daolo aitana le valiny.
ZAY NO MANOME KRIZY ANLE RESAKA RAKOTOMANGA TEO FA BE MOTS LOTRA!!!!!!!!!!!!!! Azo? An? An?!!!
tiré par les cheveux loatra le bande de lions méchants e!
ity ary mandrapiandry ny valiny: mon coeur était là-bas.
Mon coeur était là-bas kosa fokontany eh! Fa lé ganglions no nilay be. Naninona ry Dwa no tsy natao teto le 6,28? Tena arako ilay principen’lé izy fa le valiny no diso kely ny ahy!
Raha hoe kondrana i Dom(inique)aloha dia condom eh!
Alaina am-bavany misy ifandraisany am’makasaoka.
Ary inona ary no ao anatin’ny album an’i Dina?
ity vetivety ary alou: miomeme foloo vody
Ity koa aza: Je suis un époux qui ne trompe ni ne mens à ma femme, donc je suis=?
Le anjara we ridicule?
Trop b fa kobonla le condom a!
Le an Pov ndray ny valiny we=naif?
D ty misy vaovao wan Anjara “6,28″.
D le épicerie version Dwa ataoko we “Poivre là-bas”
Ty ndray misy expression anle bandy akamako zay fa tena mandatsaka b le iz, enfin mandatsaka ana b le izy (So mantsy d tezitra eo ndray Anjara we tsy mandatsaka akory, an? an?). zay sy lery zany manaraka bol d maly ekipanlery (Barcelone) resy d ozizy we: “Aona raDwa reny Barcelone reny a, Ntsss, tena equipe qui sèche le riz mintsy!”
Mandatsaka e! Izay? An? An?
Dia ity ary le valin’le époux qui ne trompe ni ne mens à sa femme=mariônety!
Zà koa krizy fa resy i Barsélaonina. Soa aho fa tsy niari-tory tamin’iny fa perta tao. Tori-maso very, hasosorana miditra (sa ve lé izaho tsy niari-tory no namparesy azy?)
Oay, nahavita ohabolana aho: Sady very tori-maso no idiran-kasosorana toy ny miari-tory mijery Barcelone resy…
Indro ary: dihy vendrana!
mandatsaka le qui sèche le riz ka. tsy azoko mitsy le 6,28. inn zao no mapme amin’io??? an? an?
6,28=3,14*2
de 3,14 inona ra tsy pi an? an? de pipi zany no valiny.
Le dihy vendrana= condense?
Le marionety nilay be e!
Version vaocvao anle épicérie: Ndana éry no mipipy!
D ty misy akray:”Vehivavy homo mahay mihira be”.
Tsy tadidiko ny valin’le dihy vendrana…way, tadidiko=balcon. Le akama i Farahaingo sady nety hoe Amigdales fa koa hoe Potiphar (Potiphar iza indray hoe?)
Le temps fait du vent=?
Vous parlez beaucoup vous là-bas !J’y reconnais quelques mots français de temps en temps mais en ce qui concerne le reste , c’est du…..grec pour moi! Ou comme on dit chez nous en Grèce c’est du chinois!Bonjour!
Diso kosa le balcon et! Tokony nataonla we alpandiizana kondrana d mba mety fa dihy kosa v de bal? Tiré par les poils b le balcon. zay tsy manaiky!
Fa ty misy akray mba noreveko: “Mpampandihy i Steeve”.
D le vehivay homo mahay mihira be= Divaguer.
salut,
milay be daholo lesy ny sarinla a. Tsy dia misy hambara firy fa sendra nahita tampoka ny blog aho dia nijery hatramin’ny frany.
Mazotoa eh!!
Le temps fait du vent=? Mandrivotra ny andro? tsy mety izany…
Moi pas comprendre an’ilay qui sèche le riz.
Dia mba valio sy hazavao koa itony : miomeme foloo vody
Hay nisy tsy voavaly tary aloha?
Za nahita ny valin’lé hoe miomeme folo vody: ridicul(e) sy ilay qui sèche le riz= manaha vary…
Hoy i Dwa we: Tsy Poopy mainty donc Bodofotsy!
Indro kosa ary: “Pas vrai fric”
Mazotoa ary e…
Tsy mbola arako alou le “Pas vrai fric” fa zao no valinle we mpampandihy i Steeve: Digestive
Le we le temps qui fait du vent ve we Andrivotra?
Dia ity misy anakiray moramora
Kaoitra folo
Refa tsy namaly ôtr’zay dia tsy mahay: “Pas du vrai fric”= Fôkasy!
Fa tsy hainay kosa aloha zany kaoitra folo zany…
Kondrana kosa le fôkasy le! Sady lazainla we pas vrai fric nefa ozy ndray ela we pas du vrai fric.
Diso frapy za, fa “koaitra folo “le izy fa tsy kaoitra folo.
D mandrapiandry anzany ty misy akiray: “Tommy est mien”.
Io ndray tsisy foty de frapy.
Tommy est mien : Anatomie.
Noheveriko hoe LIANAH t@ voalohany (Tommy LEE Jones).
Anatomie! Lol! Iny indray no tsy hitako k’ty. Le Koaitra folo moa zany “dispute” eh!
Ty ndray ary: kanakana.
Tsy arako ndray alou zany kanakana zany e! D bravo dotmg fa ra pov aza tsy naita anle anatomie. Ty misy akiray:” maintiko”
Iny koa mbola mety ho fantatro iny : manoir
Siora ary fa omeko ny valin’i kanakana=kanabis
Tsotsotra sty la fahiny: nanamboatra lakaoly i Bera…
Nanamboatra lakaoly i Bera= Colbert!!
Ty ary alou misy akiray: “Atsasatoerana”
tsy arako aloha iny antsasatoerana fa ity koa misy iray :
Ilay Antoine sady sakafo latsaka avy tany an-danitra.
?
Sopapa kely: miaraka @ arc-en-ciel.
>dotmg
(Ny avana) Ramanantoanina. Raha ny marina dia hitako tampoka teo ilay izy mialohan’ny nahitako ilay indice arc-en-ciel satria efa nihodinkodina teo amin’ny resaka mana teo ny lohako…ha ha …bravo!
Atsasatoerana…demi na mi…tsy haiko kleh!
Ity kosa ary: I Bera ihany kay no Zily…
Atsastoerana=Milieu
I Bera ihany kay no zily=….
Marina angaha alou le colbert?
Ty misy iray reveko be:”Zatovovavy potsitra”
zatovovavy potsitra = miss tery?
Ary efa azondra dotmg mintsy le revy e! Milay lesy zany!
Ty misy akiray ndray ary e, “Tapatsinay i Théo”.
theoretically too easy.
I bera ihany kay no zily: Gilbert ve?
Tapatsinay i Théo kosa théorie eh! Marina ilay Colbert ary dia torak’izany koa i Gilbert!
Mamofona milay be i Esther…
le maintiko ve sao de fotsiny??
Mamofona milay be i Esther = Manchester
Milay be le Manchester e!
Le théorie mety, fa mety koa ra we Météo.
Ty misy akray afa aza e:”Mitelim-balahana”.
d misy ray vo itako teo ary tena reveko be: “Vakio ny korofotsoratrao”
d Pov aza mamaly fa efa mafantatra.
Dia aza mamaly koa ary Dwa am’ty: tokana i Meg…andraso dinihana lé mitelim-balahana.
Ela lotra ka mapieritreritra fa ty ny valinle mitelimbalahana: Avalanche.
D na tsmamaly aza za amle Tokana i Meg hain’ny oul fona io.
o ry zalahy a! tena za ngamba ry lereto donto fa tena tsy misy haiko lety le izy fa refa mahita ny vliny za vo amano we hay ve?????
Ty ary misy akray moramora wandra Jim e: “Afabaraka i Rooney”.
Enfin, moramora wandra Jim ra mirevy an’i “Ester United sent bon” i ra Jim.
O raJim ah. Tsy we donto ialahy fa mbola tsy tafiditra ao am’lé lojika vinany momba an’lé lalao fa vao tafiditra elà dia mora io dia afaka mamorona ialahy.
Mba valio nama lé momba an’i Meg dia ity indray misy iray:
Astronomie Malagasy!
astrononmie malagasy zany ve tsy ” vitagasy”! sa????
Dwa
Mora lotra kosa le astronomie malagasy e! Gastronomie!
Ty mlisy tantara kely reveko zay, zany we zokinay lahy no tena nanao anle izy voalohany fa na de za,y aza de ,nandaitra tsara le izy tamin’izay. Tafraka tamina vazaha izay aho izany tamin’ny faran’ny taona, dia ilay vazaha io avy tany Tamatave, de nitantara izy we bedabe ny fruit any. de ozizy za we: “Vous savez, dans cette partie de l’île, les fruits, les chiens leur donnent des coups de pattes”.
Tsy ratsy tanteraka…Efa natao ko sary ity fa alefako ihany ho an’izay tsy nahita: Nisy sambo nitondra “letchis” 4 tonnes nilentika tao Tamatave. Nosintonina niakatra ny cargaison dia inona ary no tao?
zara roa= bizarre
Kaiz daolo.
Vakio ny korofotsoratrao: Littérature.
TY misy tantara reveko be e! Nasaina namorona anarana kianja fanaovana spectacle ono zany ny quartier tsirairay avy. Ny tany faravohitra ono zany nanome ny hoe Antsahamanitra, d ny bandy tany “Anjanomanal’” nanome d zao no anarana nomeny :”Atrondrombe”!
inn ty ataon’i Rakotomanga ?
andrahoiny ataony be ranony be ny fitombenany…
Trop be fa resaka alain’i Manga ro ve le izy? Ai ai ai! Aok’itsy fa marin’zany…ha ha ha!
Bravo Pov!
de inona le ‘tokana i Meg’?
Tokana i Meg? Meg Ryan!
Samoela tam 97 naomrona ira d otranzao ny tonony:
“Raha mba fantatro anie,
ny adiresinao iny e,
mba amangivangiko anao o,
mba matetika ange….”
d misy tohiny. D ra zao izy namoka io ira io d otran’zao ny tonony:
“Raha mbna fantatro anie,
ny télefoninao iny e,
mba andaiako vola,
am taxi-phone.
Raha mba fantatro fa
Hay kay ianao tia bol e
Nividianako Superbouquet
Amin’ny Parabol a!”
Ty ko misy zavatra ray reveko be: Ny Ntaolo talou nanoratra we:
“Tsy misy mafy tsy laitran’ny zoto”
D ny tanora ankehitriny mamaly hoe:
“Tsy misy zoto tsy laitran’ny Playst’!!!!”
ela izy izany kle! le tokanai Meg… Megryan
Ty mis tantara reveko b. Mis bandy gasy efa dahy zany nandende tany Morisy, d sendra niditra magazay mivarotra jus rzalà d nony av nvidy d ande d nisy morisiana efa mamomamo niarka tam namany d nteny we “Eh, vous etes des malgaches?” d oz rzalà we oui. D niteny le morisiana we “C’est super chez vous, j’y étais en 1990 pour les jeux des iles, il y a le quartier Ampefiloha” D namaly le gasy, sad efa te ande iany we “oui”. D mbola nanohy ihany le morisiana we “Vous connaissez le palais de la reine?” Efa nihidy fo le gasy tste iresaka sad maika fa mbola namaly ihany we “oui2 sad efa ande. D mbola nampian’ilay morisiana iany we “A Madagascar, quand tu achetes quelque chose, tu dis Otrin’”
Kriz le gasy d namaly we ” Oui, et quand on frappe à la porte, on dit Aody o ! Et quand on cherche Rakoto on dit Ao ve Rakoto?, et si c’est Rabe qu’oncherche on dit Ao ve Rabe! Alors lache nous les baskets.”
D zay
Tairo indray aloha ny pensée sy ankamantatra vinany eto am’page malagasy e. Ity zao misy eritreritra tonga tato an-tsaiko.
Lasa saina aho nahita androngo maty voahitsaky ny fiara teo ampitanihana andro teo afovoan’ny arabe indray andro ka dia tonga tam’ty conclusion ity:
“Quand on est un animal, on ne peut mourir que bêtement”.
Misy boky navoakan’i Laval Ng sy bandy hoe Faby Duff zay fa tena feno eritreritra mandatsaka be. Mbola ho tanteriko eto am’blog ihany moa aoriana kely ao.
Ity ary misy akiray mitovitovy amin’io koa e:
“Il paraît que pour un couple, regarder un film d’horreur avant de dormir, c’est affreux-disiaque”
Hitako tao anaty vilany tsy nisy sarony ny valin’ireo lalao ireo fa tsy sahy nangarona ny bandy.
Tsy mety mba mihome tsara lesy izaho le!
ary toa tsy nisy valiny le letchis 4 tonnes e?! afa-po de boka!
bon, ity ary misy iray, i Pov iangaviana mba tsy hamaly
Inona ary ny manjo an’i Obama raha resin’ni Hillary izy amin’ny fifidianana?
lasa mpiasan’ny KOBAMA i Bara KObama!
mahafinaritra le izy.za ko handray an’i Anjara.
inona ary no nataon’ny vahoaka tao amin’ny Bar “lucion” raha tezitra tamin’ny fanjakana ry zareo!
Aiz izi zany salama frera…..d raha hoe aza mangar bodi? av aty faradofay iany.
Variana mifrista @ Gasy bulles indray i Anjara dia tsy mijery ato intsony! hahaha !ok, bye e!bon courage
ny valiny V tsy hoe
Rakoto manga ery e?
sa rakoto manga rivotra?
tsy arako koa ny teo antenantenany fa mba may fotsiny aho hamaly an’le : “poivre etsy” = epicerie hihihi.
dia tohizako ny angano : lasa prezidà rakotomanga taty aoriana satria naka mersenera miloko manga (manga hatramin’ny fitaovana entina hanambolo). Mba isehosehoanny amin’ny haino aman-jery dia betsaka ny hetsiketsika natao :
- nisy ny rano natao fitokanana ka nomena ny anarana hoe “renirano manga”
- namorona mari-pandrefesana hadiry (unité de mesure de volume) koa izy : dia ny “sobika” izany. Somary tambanivohitra loatra anefa io teny io ka nosoloiny hoe “mbilane”. Izany hoe raha te hiteny hoe manga 2 sobika ny diplômaty iray, dia afaka mi-style izy manao hoe: manga 2 mbilanes.
Marihiko fa tamin’ny famolavolana io mari-pandefesana io dia nisy saika hanoro voina ny anao lahy. Ny soso-keviny dia ny hoe : hatao “mboud” fa tsy “dilane” ilay fomba fandrefesana.
- manga + fitaovana fanamboloana = manga vava sa manga maso sa in? an? an?
- manga + renirano = manga ranomasina???, sa manga tatatra??? sa in??
- deux mboudes de manga = two mboudes of mangoes (us) = ??? (mg)
- 2 mbilane de mangues =
angano angano arira arira