Le dessinateur Jean de Dieu Rakotosolofo n’est plus

jdd.jpg

Le bédéiste Jean de Dieu Rakotosolofo s’est éteint des suites d’une maladie à 44 ans. Et pourtant, le dessinateur réunionnais Serge Huo Chao Si n’a pas manqué de citer « ce talentueux auteur » en brossant le paysage de la bande dessinée (BD) dans l’Océan Indien, lors du festival mauricien « Il’en bulles. » 

Jean de Dieu était notamment connu dans le milieu des dessinateurs en dispensant des cours de dessin au Centre Germano Malagasy. Il faisait partie des auteurs de la belle époque de la BD malgache, dans les années 80. Parmi les personnages qu’il a créés et qui sont les plus connus figurent Raleva ou Faralahy. 

Son talent a été apprécié au niveau international grâce à son style noir et blanc déchirant, évoquant Hugo Pratt. Il déclarait être un fan de Corto Maltese. Des traits que l’on retrouve dans le magazine Revue Noire de 1997 avec une histoire courte mais dramatique intitulée « Symphonie en feu majeur ». 

L’artiste a beaucoup collaboré avec diverses organisations de communication et des journaux, en créant des affiches, des story board, des caricatures, des tableaux, des dessins de presse et, bien sûr, des bandes dessinées.  

Avec la disparition de Jean de Dieu, c’est un grand nom de la BD qui vient de tirer sa révérence.

8 Responses to “Le dessinateur Jean de Dieu Rakotosolofo n’est plus”


  1. 1 maintikely décembre 9, 2007 à 11:57

    malheureusement, je n’ai pas eu la chance de le connaître (je promets, je vais m’y mettre). Toutefois je me rejoins à tous pour adresser mes sincères condoléances à toute sa famille et à tout son entourage.

    Il n’y a que les meilleurs qui partent les premiers😦.

  2. 2 dotmg décembre 11, 2007 à 5:23

    Ary tsy reko izany vaovao izany. Mamangy amin’ny fahoriana ho an’ny fianakaviana sy ho anareo mpanao sary rehetra.

  3. 3 madachat décembre 18, 2007 à 6:36

    Kiii!

    tsy heno naizanaiza marina io vovo io.

  4. 4 Mpijery BD mai 29, 2008 à 5:53

    Fa zao e! Le sary ataon’lery dia miova injato kely. Dia tsy ho fantatra intsony ze tena original satria ny oeuvres an’ledala tsy voaharo any @ OMAPI na any OMDA.Mba jereo anie le BD oe « Concerto en feu Majeur » e! Be tsy mitovy le sary ataon’ra Jean De Dieu t@ nanovany azy t@ 1° sy t@ taty aoriana kely. Miova in-100 kely.

    Mahay sary izy ry BDeiste gasy f’aza ianarana io Connerie-ny io a!

    De Mba arovy ny sangan’asa fa zao izao tsy ho hay intsny ze Original sy Copie

  5. 5 Pov mai 29, 2008 à 7:39

    Manana style milay i Jean de Dieu. Izy ihany dia nanaiky hoe adepte an’i Hugo Pratt ary hita io am’lé « Concert en feu » majeur sy planches hafa nataony hatramin’ny namoahany an’io tao am’Revue Noire.

    Ny blem dia talohan’io: efa tao foana ilay style io saingy asa tsy ampy fahatokisan-tena angamba i lery dia style hafa mihitsy no nataony. Bd humoristique na réaliste tsy nahitàna ny personnalité-ny saingy conformiste ka dia nataony. Sady izy koa nampianatra tao amin’ny CGM dia sary classique no nampianariny ka ireny koa no betsaka nataony sy nasehony. Natahotra ho voakiana algamba lery dia tsy sahy nirisika namoaka an’lé style « à plat noir et blanc » nataony taty aoriana io.

    Taorian’ny « succès » an’i Revue Noire anefa, dia nanomboka sahy lery ka nitrandraka an’io personnalité-ny io. Izay no nahatonga an’ilay fiovaovàna resahan’i mpijery BD.

    Nanampy izany ny fankaherezana azony avy amin’ireo BDiste avy any ivelany izay nahatsikaritra ny talentany raha nahita io style nataony io. Teo dia nanomboka « niverina » tany amin’ny source ranamana ka ni-exploiter tsisy fisalasalàna io style io. Sady tsy tapaka ny torohevitra sy fankaherezan’ireo mpanao sary vahiny maro izay nandalo. Anisan’ny tantara navoakany tamin’izany ilay resaka mpiady fasana publié miaraka amina auteurs gasy efatra hafa anaty collectif africain.

    Tena au sommet de son art ranamana iny lasa iny. Dommage…

  6. 6 mpanalazy mai 29, 2008 à 3:08

    marina mihitsy fa na ilay titre aza toa miovaova.Fa fanatsarana ihany ireny, mariky ny fanetren-tena sy fitiavana mivoatra hatrany.(saingy tsy ny soa rehetra akory dia fianatra ry mpanao bd gasy fa histoire de randrana io ka…)fa ny vaovao renay tamin’ny bandy akama dia hoe hisy varotra fampirantiana ny sanganasan-dratompokolahy ao amin’ny Cercle (ry dessinateur de presse fa tsy centre izany ah!)Germano-Malagasy amin’ny volana jona ho avy io.
    Izay no izy ka antenaina fa andeha hividy mosara amin’izay ireo nalahelo ary hidina avy eny ambony fasana ireo faly sy ravo.
    Veloma mandrakizay Jean de Dieu.
    Mivavaha ho an’ny fialantsasatry ny fanahiny.

  7. 7 Maria février 6, 2009 à 1:54

    Mon prof de dessin à Ankatso. Talentueux, oui, ca on peut le dire. Très modeste aussi…

  8. 8 manitra février 20, 2009 à 9:39

    tena mpiondana Raleva izahay tamin’ny mbola kely tamin’ny taona 80 ireny fa tsy nahita intsony moa taty aoriana noho ny antony iaraha-mahalala.
    Fa hita taratra amin’ny sangan’asany ny fahaizany kah! Miaiky sy manaja azy tanteraka aho!


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s




Blog Stats

  • 82,049 hits
décembre 2007
L M M J V S D
« Sep   Jan »
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
31  

%d blogueurs aiment cette page :