Soa ny fiarahantsiky

thb-livret

Ity indray ary no vokatra voatsirambin’ny tanana aloha hatreto amin’ny antsasaky ny taona 2009 ity. Hatsikana vokatry ny fanalàna azy nandritra ny fankalazàna ny faha-50 taonan’ny THB niaraka tamin’i Star, tamin’ny 2008. “Strip” na tantara fohy 52 eo ho eo, nivoaka tamin’ny gazety Midi isak’Alarobia, nandritra io taona fankalazàna io. Antenaiko fa hiparitaka eran’ny tsena ary hitondra tsikitsiky ho an’ny mpamaky. Dia mankasikatra ny fanohananareo hatrany e.

Publicités

2 Responses to “Soa ny fiarahantsiky”


  1. 1 Caro juillet 24, 2009 à 11:45

    Soa ny fiarahantsiky, c’est le recueil des aventures d’Alvin??

  2. 2 pov juillet 24, 2009 à 12:32

    ouaip. tu les as vues dans le tiroir, he he!


Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s





%d blogueurs aiment cette page :